Salamo
Toko 1 Sambatra ny olona tsy manaraka ny hevitry ny ratsy fanahy, na mijanona eo amin'ny lalan'ny mpanota, na miray toerana amin'ny mpaniratsira!
Toko 2 Nahoana no mihotakotaka ny firenena ? Ireo vahoaka mikomy amin'ny tsinontsinona;
Toko 3 Salamo nataon'i Davida, fony izy nandositra an'i Absaloma zanany lahy.
Toko 4 Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Davida.
Toko 5 Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny sodina. Salamo nataon'i Davida.
Toko 6 Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha torifolo. Salamo nataon'i Davida.
Toko 7 Fitarainana nataon'i Davida. Nohirainy teo anatrehan'ny TOMPO noho ny amin'i Kosy ilay Benjaminita.
Toko 8 Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny jejilava. Salamo nataon'i Davida.
Toko 9 Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hohiraina araka ny feon'ny hoe "Ny fahafatesan-janaka." Salamo nataon'i Davida.
Toko 10 (9) Nahoana Ianao, TOMPO o, no mijanona eny lavitra eny? Ary nahoana Ianao no miery amin'ny androm-pahoriana?
Toko 11 (10) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida. -Ny TOMPO no fialofako. Ahoana ary no ilazanareo amiko hoe: "Mandosira any an-tendrombohitra toy ny fanaon'ny voronkely ianao?"
Toko 12 (11) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha torifolo. Salamo nataon'i Davida.
Toko 13 (12) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 14 (13) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Adala izay miteny anakampo hoe: "Tsy misy Andriamanitra !" Maneho toetra lo sy maharikoriko ireo sady tsy mba misy manao ny tsara.
Adala izay miteny anakampo hoe: "Tsy misy Andriamanitra !" Maneho toetra lo sy maharikoriko ireo sady tsy mba misy manao ny tsara.
Toko 15 (14) Salamo nataon'i Davida. -TOMPO o, iza moa no horaisina an- tempolinao sy hahazo toerana eo an-tendrombohitrao masina ?
Toko 16 (15) Hira malefaka nataon'i Davida. Andriamanitra o, arovy aho satria Ianao no fialofako.
Toko 17 (16) Vavaka nataon'i Davida. Mandrenesa, TOMPO o! Mitaky rariny aho. Enga anie ho tandrinao izato fitarainako! Mba henoy re ny vavaka ataoko fa teny tsisy fitaka izany.
Toko 18 (17) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hira nataon'i Davida mpanompon'ny TOMPO. Notononiny hanomezam-boninahitra ny TOMPO ireto teny ireto fony izy nafahany tamin'ny fahavalo ny rehetra, indrindra tamin'i Saoly.
Toko 19 (18) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 20 (19) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 21 (20) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 22 (21) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hohiraina arakany feon'ny hoe "Ny dieravavy, fony mazava tsinanana". Salamo nataon'i Davida.
Toko 23 (22) Salamo nataon'i Davida. Ny TOMPO no mpiandry ahy ka tsy ory na inona na inona aho.
Toko 24 (23) Salamo nataon'i Davida. An'ny TOMPO izao tontolo izao sy izay eo aminy. Azy koa ny tany sy ny mponina ao aminy :
Toko 25 (24) Salamo nataon'i Davida. TOMPO o, Ianao no ifantohako;
Toko 26 (25) Nataon'i Davida. TOMPO o, ambarao ho tsy manan-tsiny aho fa madio fiaina sy matoky tanteraka ANAO.
Toko 27 (26) Nataon'i Davida. Ny TOMPO no mpanazava sy mpamonjy ahy, ka iza no hatahorako? Ny TOMPO no toy ny manda miaro ny aiko, ka iza no hangovitako?
Toko 28 (27) Nataon'i Davida. TOMPO o, miantso vonjy aminao aho. Ianao no Vatolampy fialofako ka aza manentsin-tadiny amiko; satria raha anginanao tsy valiana aho, dia ho tahaka an'ireo olona afaka aina izay efa midina mankany am-pasana.
Toko 29 (28) Salamo nataon'i Davida. Ianareo anjely , tolory haja ny TOMPO, eny, tolory haja izy fa be voninahitra sy hery;
Toko 30 (29) Salamo nataon'i Davida. Hira tamin'ny fitokanana ny lapany.
Toko 31 (30) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 32 (31) Tononkalo fananarana nataon'i Davida. Sambatra ny olona afa-keloka sy voavelan'Andriamanitra ny otany.
Toko 33 (32) Manaova horakora-pihobiana, ry olo-marina, noho ny amin'izay nataon'ny TOMPO; fa tombontsoa ho anareo ny midera Azy, ry olo-mahitsy.
Toko 34 (33) Nataon'i Davida, fony izy nody adala teo anatrehan'i Abimeleka , dia noroahiny ka lasa nandeha.
Toko 35 (34) Salamo nataon'i Davida. TOMPO o, tohero izay mpanohitra ahy ary iadio izay miady amiko.
Toko 36 (35) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Nataon'i Davida mpanompon'ny TOMPO.
Toko 37 (36) Nataon'i Davida.
Aza tezitra amin'ny mpanao ratsy ary aza mialona ireo mpanao heloka;
Aza tezitra amin'ny mpanao ratsy ary aza mialona ireo mpanao heloka;
Toko 38 (37) Salamo nataon'i Davida. Hitaomana an'Andriamanitra hahatsiaroazy.
Toko 39 (38) Tao amin'ny tahirin-kiran'i Jedoto na, filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 40 (39) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 41 (40) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 42 (41) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon'ny terak'i Kora.
Toko 43 (42) Omeo rariny aho, Andriamanitra o, iandanio hanohitra ny tsy mpivavaka, ataovy afaka amin'ny mpamitaka sy amin'ny mpanao ratsy.
Toko 44 (43) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira; tononkalo fananarana nataon'ireo terak'i Kora.
Toko 45 (44) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny gitara. Tononkalo fananarana nataon'ireo terak'i Kora. Tononkiram-pitiavana.
Toko 46 (45) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny zava-maneno avo feo. Tononkira nataon'ireo terak'i Kora.
Toko 47 (46) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'ireo terak'i Kora.
Toko 48 (47) Tononkira. Salamo nataon'ireo terak'i Kora.
Toko 49 (48) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'ireo terak'i Kora.
Toko 50 (49) Salamo nataon'i Asafa. Ny TOMPO Andriamanitra Avo Indrindra no miteny ka miantso ny olona eran'ny tany, dia hatreo amin'izay iposahan'ny masoandro ka hatrany amin'izay ilentehany.
Toko 51 (50) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida,
Toko 52 (51) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon'i Davida,
Toko 53 (52) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hohiraina amin'ny fomba fihira malahelohelo. Tononkalo fananarana nataon'i Davida.
Toko 54 (53) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha. Tononkalo fananarana nataon'i Davida,
Toko 55 (54) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha. Tononkalo fananarana nataon'i Davida.
Toko 56 (55) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. hohiraina arakany feon'ny hoe "Voromahailala gina any an-tany lavitra." Salamo nataon'i Davida, fony izy voasambo ry ny Filistinina tao Gata.
Toko 57 (56) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. hohiraina araka ny feon'ny hoe "Aza ravana...." Salamo nataon'i Davida fony izy nandositra lavitra an'i Saoly ka niery tao anaty zohy.
Toko 58 (57) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hohiraina araka ny feon'ny hoe "Aza ravana....". Salamo nataon'i Davida.
Toko 59 (58) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hohiraina araka ny feon'ny hoe "Aza ravana...". Hira malefaka nataon'i Davida, fony i Saoly naniraka hiambina ny tranon'i Davida mba hamonoany azy.
Toko 60 (59) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny gitara. Hira malefaka fahatsiarovana, nataon'i Davida ho fampianarana.
Toko 61 (60) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha. Nataon'i Davida.
Toko 62 (61) Tao amin'ny tahirin-kiran'i Jedotona filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 63 (62) Salamo nataon'i Davida, fony izy tany an-taniefitr'i Joda.
Toko 64 (63) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 65 (64) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida. Tononkira.
Toko 66 (65) Tononkira tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo. Mihobia an'Andriamanitra, ry mponina eran-tany.
Toko 67 (66) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha. Tononkira.
Toko 68 (67) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida. Tononkira.
Toko 69 (68) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny gitara. Salamo nataon'i Davida.
Toko 70 (69) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida, hitaomana an'Andriamanitra hahatsiaro azy.
Toko 71 (70) TOMPO o, Ianao no fialofako ka tsy ho diso fanantenana na oviana na oviana aho!
Toko 72 (71) Tao amin'ny tahirin-kiran'i Salomona. Andriamanitra o, omeo ny mpanjaka izany fahaizanao mitsara; omeo ity taranak'andriana izany fitandroanao ny rariny.
Toko 73 (72) Salamo nataon'i Asafa. Tsara mihitsy Andriamanitra amin'i Israely, dia amin'izay rehetra madio fo.
Toko 74 (73) Tononkalo fananarana nataon'i Asafa. Andriamanitra o, nahoana izahay no dia narianao tanteraka? Nahoana izahay andian'ondry fiandrinao no irehetan'ny fahatezeranao?
Toko 75 (74) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. hohiraina araka ny feon'ny hoe: "Aza ravana... ". Salamo nataon'i Asafa.Tononkira.
Toko 76 (75) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Asafa. Tononkira.
Toko 77 (76) Tao amin'ny tahirin-kiran'i Jedotona filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Asafa.
Toko 78 (77) Tononkalo fananarana nataon'i Asafa. Henoy tsara ny fampianarako, ry mpiray firenena amiko; atongilano ny sofinareo amin'izay teny lazaiko.
Toko 79 (78) Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra o, nidiran'ireo hafa firenena ny taninao ka nozimbazimbainy ny tempolinao masina ary nataony korontam-bato i Jerosalema.
Toko 80 (79) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny gitara. Salamo fahatsiarovana nataon'i Asafa.
Toko 81 (80) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny jejilava. Salamo nataon'i Asafa.
Toko 82 (81) Salamo nataon'i Asafa. Mijoro eo anivon'ny fivoriam-be Andriamanitra; eo afovoan'ireo andriamanitra Izy no mitsara ka miteny hoe:
Toko 83 (82) Tononkira. Salamo nataon'i Asafa.
Toko 84 (83) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Hampiarahina amin'ny jejilava. Salamo nataon'ny terak'i Kora.
Toko 85 (84) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'ny terak'i Kora.
Toko 86 (85) Vavaka nataon'i Davida. TOMPO o, mba atongilano ny sofinao ka valio aho fa ory sy mahantra.
Toko 87 (86) Salamo nataon'ny terak'i Kora. Tononkira. Teo an-tendrombohitra masina no nanorenan'ny TOMPO an'i Jerosalema.
Toko 88 (87) Tononkira. Salamo nataon'ny terak'i Kora. Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. hohiraina amin'ny feo malahelohelo. Tononkalo fananarana avy amin'i Hemana zanakalahin'i Zera.
Toko 89 (88) Tononkalo fananarana nataon'i Etana zanakalahin'i Zera.
Toko 90 (89) Vavak'i Mosesy, olon'Andriamanitra. Tompo o, fialofanay hatrany hatrany Ianao.
Toko 91 (90) Izay mipetraka ao amin'ny fialofan'ilay Avo Indrindra dia mitoetra eo ambany fiarovan'Andriamanitra Tsitoha,
Toko 92 (91) Salamo. Tononkira fanao amin'ny andro sabata.
Toko 93 (92) Mpanjaka ny TOMPO, mitafy fiandrianana; eny, mitafy fiandrianana izy ary misikina hery ka voaorina tsara tsy hihontsona izao tontolo izao.
Toko 94 (93) TOMPO Andriamanitra mpamaly ny natao o, ry Andriamanitra mpamaly ny natao o, mba misehoa!
Toko 95 (94) Avia! Aoka isika hihoby ny TOMPO, hankalaza ilay Vatolampy Mpamonjy antsika!
Toko 96 (95) Mihira hira vao ho an'ny TOMPO. Mihira ho AZY, ry mponin'ny tany tontolo.
Toko 97 (96) Ny TOMPO no mpanjaka: miravoa, ry tany tontolo; mifalia, ry mponina amin'ny nosy maro.
Toko 98 (97) Salamo nataon'i Davida. Mihira hira vao ho an'ny TOMPO fa nahavita zava-mahagaga Izy! Ny hery sy ny fahefana ananany no nampiasainy hahazoam-pandresena.
Toko 99 (98) Ny TOMPO no mpanjaka, hany ka mangovitra ireo vahoaka. Ambony kerobima ny seza fiandrianany, hany ka mihorohoro ny tany.
Toko 100 (99) Salamo fampiasa amin'ny sorom-pisaorana. Mihobia ny TOMPO, ry mponin'ny tany tontolo.
Toko 101 (100) Salamo nataon'i Davida. TOMPO o, firaiketam-po aminao sy rariny ho an'ny vahoaka no zavatra tiako ho kaloina: izany no hankalazako Anao an-kira.
Toko 102 (101) Vavaky ny ory, rehefa trotraka izy ka mamboraka ny taraina ny amin'ny TOMPO.
Toko 103 (102) Nataon'i Davida. Aoka hisaotra ny TOMPO aho, hisaotra eram-po ny anarany masina!
Toko 104 (103) Nataon'i Davida. Aoka hisaotra ny TOMPO aho! TOMPO Andriamanitro o, lehibe indrindra Ianao; fiandrianana sy famirapiratana no itafianao,
Toko 105 (104) Midera ny TOMPO ianareo: ataovy antso avo ny lazany, ampahafantaro ny firenen-kafa ny asany lehibe.
Toko 106 (105) Haleloia! Midera ny TOMPO ianareo fa tsara Izy:-eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany !
Toko 107 (106) Midera ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: -eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany !
Toko 108 (107) Tononkira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 109 (108) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida. Ry Andriamanitra fiderako o, aza dia mangina fotsiny Ianao,
Toko 110 (109) Salamo nataon'i Davida. Ny TOMPO Andriamanitra dia niteny hentitra tamin'ny Mpanjaka Tompoko hoe: "Mipetraha amin'ny sezafiandrianana eto ankavanako. Izaho kosa hanao ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao."
Toko 111 (110) Haleloia!
Hoderaiko amin'ny foko manontolo ny TOMPO
eo amin'ireo olo-mahitsy tafavory sy tafangona.
Hoderaiko amin'ny foko manontolo ny TOMPO
eo amin'ireo olo-mahitsy tafavory sy tafangona.
Toko 112 (111) Haleloia!
Sambatra ny olona izay manaja ny TOMPO
sady finaritra tokoa mankato ny didiny.
Sambatra ny olona izay manaja ny TOMPO
sady finaritra tokoa mankato ny didiny.
Toko 113 (112) Haleloia! Ry mpanompon'ny TOMPO, midera, eny, midera ny anaran'ny TOMPO.
Toko 114 (113A) Haleloia! Fony niala tany Ejipta ireo Israelita, taranak'i Jakoba, ka nandao an'ilay firenena lozabe sady hafa fiteny,
Toko 115 (113B) Aza izahay, ry TOMPO o, aza izahay fa Ianao ihany no omem-boninahitra, noho ny fitiavanao sy ny toetranao mahatoky.
Toko 116 (114-1 Tiako ny TOMPO noho Izy mihaino ny feoko fony aho mitalaho aminy.
Toko 117 (116) Midera ny TOMPO, ry firenena rehetra; Mihobia Azy, ry vahoaka rehetra.
Toko 118 (117) Midera ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: -eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany !
Toko 119 (118) Sambatra ny mahitsy fitondrantena, dia izay manaraka ny lalanan'ny TOMPO.
Toko 120 (119) Hira fiakarana. Fony aho tao an-katerena, dia nantsoiko ny TOMPO ka namaly.
Toko 121 (120) Hira fiakarana. Manopy maso any amin'ireo tendrombohitra aho. Avy aiza moa ny famonjena ahy?
Toko 122 (121) Hira fiakarana. Nataon'i Davida. Faly aho raha nilazan'ireo namako hoe: "Andeha isika ho any an-tranon'ny TOMPO!"
Toko 123 (122) Hira fiakarana. Aminao no anandratako ny masoko, ry Ilay mitoetra any an-danitra.
Toko 124 (123) Hira fiakarana. Nataon'i Davida. Raha tsy ny TOMPO no nomba antsika... -Aoka ny vahoaka Israely hilaza hoe:
Toko 125 (124) Hira fiakarana. Izay matoky ny TOMPO: toy ny tendrombohitra Tsiona, tsy mihontsona fa mitombina mandrakizay.
Toko 126 (125) Hira fiakarana. Fony nampody ny babo tamin'i Tsiona ny TOMPO , dia ohatra ny nanonofinofy isika.
Toko 127 (126) Hira fiakarana. Natao ho an'i Salomona. Raha tsy ny TOMPO no manorina ny trano, dia miasa foana ny mpanorina azy. Raha tsy ny TOMPO no miambina ny tanana, dia mitily foana ny mpiambina.
Toko 128 (127) Hira fiakarana. Sambatra izay rehetra manaja ny TOMPO sy manaraka ny sori-dalana nataony.
Toko 129 (128) Hira fiakarana. Mafy izay nampahoriana ahy hatry ny fony kely izay! -Aoka ny vahoaka Israely hilaza hoe:
Toko 130 (129) Hira fiakarana. Anaty hantsam-pahoriana aho no miantso Anao, ry TOMPO.
Toko 131 (130) Hira fiakarana. Nataon'i Davida. TOMPO o, tsy mirehareha ny foko, tsy miandranandrana ny masoko! Tsy mikendry zava-baventy aho na zavatra ambony tsy sahaza ahy.
Toko 132 (131) Hira fiakarana. TOMPO o, ny zavatra rehetra niaretan'i Davida dia mba tsarovy hanasoavanao azy.
Toko 133 (132) Hira fiakarana. Nataon'i Davida. Endrey, tsara sady mahafinaritra tokoa izany firindran'ny mpiray tampo miara-monina!
Toko 134 (133) Hira fiakarana. Izao ary, misaora ny TOMPO ianareo rehetra mpanompony izay mialina ato an-tranony.
Toko 135 (134) Haleloia! Midera ny anaran'ny TOMPO ianareo. Midera Azy ianareo mpanompony
Toko 136 (135) Midera ny TOMPO ianareo fa tsara Izy; -eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany !
Toko 137 (136) Teo amoron'ny onin'i Babilona no nipetraka izahay ka nitomany mafy nahatsiaro an'i Tsiona!
Toko 138 (137) Nataon'i Davida. Tompo o, midera Anao amin'ny foko manontolo aho sady mankalaza Anao eo anatrehan'ireo anjely;
Toko 139 (138) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida. TOMPO o, nandinika ahy Ianao ka fantatrao avokoa ny momba ahy.
Toko 140 (139) Tao amin'ny tahirin-kiran'ny filohan'antoko-mpihira. Salamo nataon'i Davida.
Toko 141 (140) Salamo nataon'i Davida. TOMPO o, miantso Anao aho: faingana ho eto amiko. Mba henoy ny feoko amin'ny fiantsoako Anao.
Toko 142 (141) Tononkalo fananarana nataon'i Davida. Vavaka nataony fony izy tao anaty zohy.
Toko 143 (142) Salamo nataon'i Davida. TOMPO o, mba henoy vavaka aho, anongilano sofina ny fifonako. Araka ny toetranao mahatoky sy araka ny fiantranao no amalio ahy.
Toko 144 (143) Nataon'i Davida. Hisaorana anie ny TOMPO vatolampiko, Ilay manazatra ahy hamely fahavalo sy manomana ahy hiady amin'ireo!
Toko 145 (144) Fiderana nataon'i Davida.
Andriamanitro o , Ianao no mpanjakako ka dia hanandratra Anao aho sy hankalaza ny anaranao mandrakizay.
Andriamanitro o , Ianao no mpanjakako ka dia hanandratra Anao aho sy hankalaza ny anaranao mandrakizay.
Toko 146 (145) Haleloia! Aoka hidera ny TOMPO aho!
Toko 147 (146-1 Midera ny TOMPO ianareo fa tsara Izy; mankalaza ny Andriamanitsika fa mamy Izy. Mendrika Azy tokoa ny fiderana.
Toko 148 Haleloia! Midera ny TOMPO ianareo any an-danitra any; eny, midera Azy ianareo any ambony any.
Toko 149 Haleloia! Mihira hira vao ho an'ny TOMPO ianareo. Hidera Azy anie ny fiangonan'ny mpivavaka!
Toko 150 Haleloia! Midera an'Andriamanitra eo amin'ny Toeramasiny, Midera Azy eo amin'ny habakabaka isehoan'ny fahefany.
Toko 151 Salamo nosoratana manokana ho an'i Davida, nefa tsy tafiditra ao amin'ny fanisana. Fony i Davida nanao ady samy irery tamin'i Goliata. Izaho no kely indrindra taminay mirahalahy avy sy zandriny indrindra tamin'ny ankohonan-draiko. Ny miandry ny ondrin-draiko no lahasako.