Jôba

Toko 1 Nisy lehilahy iray nonina tany amin'ny tany Hotsa, ka nantsoina hoe Joba. Tsy misy ho kianina sady mahitsy ary nanaja an'Andriamanitra izany lehilahy izany ka nifady ny ratsy.
Toko 2 Indray andro raha tonga nanao tatitra tamin'ny TOMPO ireo zanak'Andriamanitra, dia mba tafaraka taminy teo koa i Satana.
Toko 3 Niloa-bava ihany i Joba tamin'ny farany ka nanozona ny andro nahaterahany.
Toko 4 Dia nandray fitenenana i Elifaza avy any Temana ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 5 Miantsoa ange raha misy hamaly anao e! Ary iza amin'ny anjely masina no hitodihanao?
Toko 6 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 7 Mafy tahaka ny asa fanompoana ny fiainan'ny olombelona eto an-tany; ary toy ny andron'ny mpikarama no mahamazana ny androny.
Toko 8 Dia nandray fitenenana i Bildada avy any Soha ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 9 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 10 Koa satria maharikoriko ahy ny fiainana, dia tsy hitana ela intsony ny fitarainako aho fa tezitra anaty ka voatery hiteny.
Toko 11 Dia nandray fitenenana i Tsofara avy any Nahama ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 12 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 13 Indro ny masoko efa nahita izany rehetra izany, ary ny sofiko efa nandre ka nahafantatra.
Toko 14 Ny olona natera-behivavy dia fohy andro iainana sady vontom-pahoriana.
Toko 15 Dia niteny indray i Elifaza avy any Temana ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 16 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 17 Torovana ny aiko ary madiva hilentika ny androko; ny fasana sisa no miandry ahy.
Toko 18 Dia niteny indray Bildada avy any Soha ka nanao hoe:
Toko 19 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 20 Dia niteny i Tsofara avy any Nahama ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 21 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 22 Dia niteny i Elifaza avy any Temana ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 23 Dia namaly i Joba ka nanao hoe:
Toko 24 Nahoana no tsy feran'Andriamanitra Tsitoha ny fotoanandro voatendry hitsarany, ka hahitan'ny mpanompony Azy manafay ny ratsy.
Toko 25 Niteny i Bildada avy any Soha ka nanao tamin'i Joba hoe:
Toko 26 Namaly i Joba ka nanao tamin'i Bildada hoe:
Toko 27 Mbola nanohy ny teniny ihany i Joba ka nanao hoe:
Toko 28 Misy ny tany fitrandrahana volafotsy ary ny toerana fanadiovana volamena.
Toko 29 Dia mbola nandahatra ihany i Joba ka nanao hoe:
Toko 30 Fa ankehitriny kosa dia mihomehy ahy ireo tanora kokoa noho izaho, dia ny zanak'ireo olona nolaviko fahiny tsy ho naman'ny alika mpiandry ondriko.
Toko 31 Efa nanao fanekena tamin'ny masoko aho, fa tsy hanam-pijery mitsiriritra tovovavy.
Toko 32 Noho i Joba nihevi-tena ho marina, dia nitsahatra tsy namaly azy intsony i Elifaza sy i Bildada ary i Tsofara.
Toko 33 Meteza ianao, ry Joba, hihaino ny kabariko ary mampandria sofina amin'ny teniko rehetra.
Toko 34 Dia nanohy ny teniny i Eliho ka nanao hoe:
Toko 35 Dia nanohy ny teniny i Eliho ka nanao hoe:
Toko 36 Nanohy indray ny teniny i Eliho ka nanao hoe:
Toko 37 Mipararetra ny foko eo am-pahitana izany, ka mitepotepo mila hiala amin'ny toerany.
Toko 38 Avy ao anaty tafio-drivotra ny TOMPO no namaly an'i Joba ka nanao hoe:
Toko 39 Fantatrao ve ny fotoana fiterahan'ny osidia? voadinikao ve ny diera vavy raha miteraka?
Toko 40 Dia nanontany an'i Joba ny Tompo ka nanao hoe:
Toko 41 Nofinofy ny fanantenana handresy ny voay, fa ny fahitana azy fotsiny dia mahaketraka.
Toko 42 Namaly ny TOMPO i Joba ka nanao hoe:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0637