Ezekiela

Toko 1 Tamin'ny faha telopolon-taonako, fony andro faha dimin'ny volana fahefatra, izaho Ezekiela zanakalahin'i Bozy mpisorona dia tao anivon'ireo Jiosy babo teo amoron'ny ony Kebara ; nisokatra ny lanitra ary nahita fahitana avy tamin'Andriamanitra aho. Taona faha dimy taorian'ny nahalasan-ko babo an'i Joiakina mpanjaka tamin'izay. Koa teo amoron'io ony Kebara tany amin'ny tanin'ny Babilonianina io, no nisy tenin'ny TOMPO tamiko, sady nihazona ahy tamin'ny heriny izy.
Toko 2 Ary hoy ilay feo tamiko: "Ry ilay taranak'olombelona , mitsangana ianao fa hiteny aminao Aho."
Toko 3 Dia hoy Ilay niteny tamiko hoe: "Ry ilay taranak'olombelona , hano io horonan-taratasy izay naseho anao io, dia mandehana miteny amin'ny Israelita."
Toko 4 Dia nampian'ny TOMPO hoe: "Ry ilay taranak'olombelona , maka takela-tanimanga iray ianao ary apetraho eo anatrehanao; dia manaova sarin-tanana eo aminy ho enti-maneho an'i Jerosalema.
Toko 5 Hoy ny TOMPO tamiko: "Maka sabatra maranitra ianao, ry ilay taranak'olombelona, ka ampiasao ho toy ny hareza izany. Kikiso ny volondohanao sy ny volombavanao , dia lanjao izay voaharatrao ary tsinjarao telo.
Toko 6 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 7 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 8 Tamin'ny taona fahenina taorian'ny fahababoana, nony andro faha dimin'ny volana fahenina, dia nipetraka tao an-tranoko aho ary nipetraka manoloana ahy ireo loholon'i Joda. Teo no voatsindrin'ny herin'ny TOMPO ANDRIANANAHARY aho.
Toko 9 Avy eo dia reko niteny mafy tamiko ny TOMPO nanao hoe: "Manatona ianareo natao hanafay ny tanana ka samia mitondra ny fitaovam-pandravana eny an-tanany avy."
Toko 10 Ary nijery aho ka indro teo amin'ny habakabaka izay tambonin'ny lohan'ny kerobima fa nisy tahaka ny vato safira, ka mitovitovy amin'ny sezafiandrianana ny endriny; ary niseho teo ambonin'ireo kerobima ny TOMPO.
Toko 11 Ary ningain'ny Fanahin'ny TOMPO aho ka nentiny hankeo amin'ilay vavahady atsinanana amin'ny tranon'ny TOMPO. Tazako teo anilan'ny fidirana ny lehilahy 25 ka anisan'ireny ireo roa lahy lehiben'ny vahoaka, dia i Jazania zanakalahin'i Hazora, sy i Pelatia zanakalahin'i Benaia.
Toko 12 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 13 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 14 Indray andro dia nisy loholon'i Israely vitsivitsy tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako mba hanontany ahy.
Toko 15 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 16 Ary nisy indray tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 17 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 18 Nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 19 Ary ny TOMPO niteny tamiko mba hivetso izao tononkiram-palahelovana izao ny amin'ireo andrianan'i Israely
Toko 20 Tamin'ny taona fahafito taorian'ny fahababoana, nony andro fahafolon'ny volana fahadimy , dia tonga nanatona ahy ireo loholona israelita vitsivitsy mba hanontany ny TOMPO, ka nipetraka teo anatrehako.
Toko 21 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 22 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 23 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 24 Tamin'ny taona fahasivy taorian'ny fahababoanao , nony andro fahafolon'ny volana fahafolo, dia nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 25 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 26 Tamin'ny taona faha-11 taorian'ny fahababoana, nony andro voalohan'ny volana , dia nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 27 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 28 Nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 29 Tamin'ny taona fahafolo taorian'ny fahababoana, nony andro faha-12 tamin'ny volana fahafolo , dia nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 30 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 31 Tamin'ny taona faha-11 taorian'ny fahababoana, nony andro voalohan'ny volana fahatelo , dia nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 32 Tamin'ny taona faha-12 taorian'ny fahababoana, nony andro voalohan'ny volana faha-12 dia nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 33 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 34 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 35 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 36 "Ary ianao, ry ilay taranak'olombelona, ijoroy ny maha-mpaminany anao ny amin'ireo tendrombohitr'i Israely. Asaovy henoiny ny teniko,
Toko 37 Ary ny herin'ny TOMPO nanindry ahy; ka ny Fanahiny no nitondran'ny TOMPO ahy ary nametrahany ahy tao amin'ny lohasaha midadasika iray rakotra taolana.
Toko 38 Ary nisy tenin'ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Toko 39 "Ianao kosa, ry ilay taranak'olombelona, ijoroy ny maha-mpaminany anao manoloana an'i Goga, ka ambarao aminy fa izao no lazain'ny TOMPO ANDRIANANAHARY: Hirotsaka an-tsehatra hamely anao Aho, ry Goga, filoha faratampon'ny vahoakan'i Meseka sy i Tobala.
Toko 40 Tamin'ny fiandohan'ny taona faha-25 taorian'ny fahababoanay, ka ny andro fahafolon'ny volana, izany hoe 14taona katroka taorian'ny naharavan'i Jerosalema , dia notsindrian'ny herin'ny TOMPO aho, ka nentiny nankany.
Toko 41 Ary nentin-dralehilahy hankao amin'ny efitrano malalaka tao an-tempoly aho. Dia nandrefy teo izy, ka ny rindrin'ny lalantsara mankao dia nisy telometatra ny sakany ;
Toko 42 Taorian'izany dia nentin-dralehilahy nianavaratra ho any amin'ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny tamin'ireo efitrano tery avaratra manoloana ny toera-malalaka sy ny trano teo ivohon'ny tempoly.
Toko 43 Ary nentin-dralehilahy hankeo amin'ny vavahady atsinanana aho.
Toko 44 Dia naverin-dralehilahy teo amin'ny vavahady ivelany tao atsinanan'ny Toeramasina aho; ary nihidy io vavahady io.
Toko 45 "Rehefa mizara ny tany ho an'ny isam-poko eo amin'ny Israelita ianareo, dia hisy ampahany havahanareo ho an'ny TOMPO: anjara voatokana ho Azy amin'ny tany izany ka hisy 12 km sy sasany ny lavany ary 10km ny sakany ; voatokana manontolo ho an'ny TOMPO izany faritany izany.
Toko 46 Izao no lazain'ny TOMPO ANDRIANANAHARY: "Ny vavahady atsinanana amin'ny kianja anatiny dia ho voahidy mandritra ny enina andro iasana, fa hivoha kosa izy amin'ny andro sabata sy amin'ny fetin'ny tsinambolana.
Toko 47 Ary nitondra ahy niverina ho eo am-pidirana amin'ny tempoly ralehilahy. Koa hitako fa nisy rano niboiboika avy tao ambanin'ny tokonana atsinanana, fa nitodika niantsinanana ny tempoly. Io rano io dia nidina teo ambanin'ny lafiny ankavanan'ny tempoly ka nandalo teo atsimon'ny alitara.
Toko 48 "Ireto no anaran'ireo foko mbamin'ny anjarany avy. Ny anjaran'i Dana dia any amin'ny farany avaratra, hiainga eo amin'ny Ranomasina Mediteranea ka hanamorona ny lalana mankany Hetlona sy Lebo-Hamata ary Hatsara-Henona, akaikin'ny fanjakan'i Damasy sy i Hamata, dia hihazo ny sisin-tany atsinanana ka ho tafapaka eo amin'ny Ranomasina Mediteranea any andrefana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457