Nomerỳ
Toko 1 Izao no nolazain'ny TOMPO tamin'i Mosesy tany an-taniefitr'i Sinay, tao amin'ny Tranolay fihaonana, ny andro voalohan'ny volana faharoa tamin'ny taona faharoa nialan'ny Israelita tany Ejipta:
Toko 2 Niteny tamin'i Mosesy sy i Aharona ny TOMPO nanao hoe:
Toko 3 Ireto avy ny taranak'i Aharona sy i Mosesy tamin'ny andro nitenenan'ny TOMPO tamin'i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay.
Toko 4 Niteny tamin'i Mosesy sy i Aharona ny TOMPO ka nanao hoe:
Toko 5 Niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 6 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 7 Tamin'ny andro namitan'i Mosesy ny fananganana ny Fonena-masina no nanosorany sy nanokanany azy niaraka tamin'ny kojakoja rehetra momba azy; nohosorany sy notokanany tahaka izany koa ny alitara mbamin'ny kojakoja rehetra momba azy.
Toko 8 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 9 Niteny tamin'i Mosesy tany an-taniefitr'i Sinay ny TOMPO tamin'ny volana voalohan'ny taona faharoa nialan'ny Israelita tany Ejipta ka nanao hoe:
Toko 10 Hoy indray ny TOMPO tamin'i Mosesy:
Toko 11 Indray andro dia nanao fitarainana tamin'ny TOMPO ireo Israelita. Rehefa nahare izany ny TOMPO, dia tezitra mafy ary nandefa ny afony ka nandoro ny vahoaka sy nandevona ny sisin'ny toby.
Toko 12 Nanome tsiny an'i Mosesy i Miriama sy i Aharona noho ny nanambadiany vehivavy kosita, fa nampakatra vehivavy kosita tokoa izy.
Toko 13 Niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:
Toko 14 Nandritra ny alina manontolo dia nikiakiaka sy nitomany avokoa ny vahoaka tafangona teo.
Toko 15 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 16 I Kora zanakalahin'i Jitsehara dia levita taranak'i Kehata; nitarika an'i Datana sy i Abirama zanakalahin'i Eliaba, ary i Ona zanakalahin'i Peleta izay samy taranak'i Reobena izay
Toko 17 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:
Toko 18 Ary hoy ny TOMPO tamin'i Aharona: Ianao sy ny taranakao ary ny taranak'i Levy razambenao no hitambesaran'ny heloka atao amin'ny Toeramasina. Fa ianao sy ny taranakao irery ihany no ho tompon'andraikitry ny heloka ataonareo amin'ny fisoronana.
Toko 19 Niteny tamin'i Mosesy sy i Aharona ny TOMPO ka nampita
Toko 20 Tonga tao amin'ny taniefitr'i Tsina ny fiangonan'i Israely iray manontolo tamin'ny volana voalohany; ary nijanona tao Kadesy ny vahoaka. Tao no nahafatesan'i Miriama sady nandevenana azy.
Toko 21 Rehefa ren'ilay Kanahanita mpanjakan'i Harada, izay nonina tany amin'ny faritra atsimo, fa tonga avy tamin'ny lalan'i Atarima ny Israelita, dia notafihiny ireo ary nobaboiny ny sasany taminy.
Toko 22 Niainga indray ny Israelita ka nitoby tao amin'ny lemak'i Moaba, teo an-dafy atsinanan'i Jordana tandrifin'i Jerikao.
Toko 23 Ary hoy i Balahama tamin'i Balaka: Manangana alitara fito eto ho ahy ary manomana vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito eo.
Toko 24 Hitan'i Balahama fa sitraky ny TOMPO ny hitsodrano an'ireo Israelita, dia tsy nandeha nisikidy toy ny teo aloha intsony izy, fa nitodika kosa nanatrika ny tany taniefitra fotsiny.
Toko 25 Nitoby tao Sitima ny Israelita ka nanomboka nijangajanga tamin'ny vehivavy moabita,
Toko 26 Taorian'io loza io, dia hoy ny TOMPO tamin'i Mosesy ary tamin'i Elehazara mpisorona sady zanakalahin'i Aharona:
Toko 27 Nisy ireo zanakavavin'i Tselofehada, zanakalahin'i Hefera sy zafin'i Gilehada, ary zafiafin'i Makira sy zafindohalik'i Manase; ireo vehivavy ireo, izay avy tamin'ny fokon'i Manase zanak'i Josefa, dia i Mahala sy i Noha, i Hogla sy i Milka ary i Tiritsa.
Toko 28 Niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra ny Israelita hoe:
Toko 29 Amin'ny andro voalohan'ny volana fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo fa andro fitsofana trompetra izany.
Toko 30 Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Israelita izay rehetra nandidian'ny TOMPO azy.
Toko 31 Niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:
Toko 32 Nanana andiana biby fiompy marobe ny taranak'i Reobena sy ny taranak'i Gada. Rehefa hitany fa mety hiompiana tsara ny faritr'i Jahezera sy ny tanin'i Gilehada,
Toko 33 Ireto avy ny lalana nalehan'ny Israelita rehefa niala tany Ejipta teo ambany fitarihan'i Mosesy sy i Aharona izy.
Toko 34 Niteny tamin'i Mosesy koa ny TOMPO
Toko 35 Tao amin'ny lemak'i Moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jerikao ihany, no nitenenan'ny TOMPO tamin'i Mosesy mba hamepetra ny Israelita hoe:
Toko 36 Nisy nanatona an'i Mosesy sy ny filohan'ny foko israelita ireo taranak'i Josefa, dia ny loham-pianakaviana avy amin'ny tarik'i Gilehada zanakalahin'i Makira sady zafikelin'i Manase,