Levitîka
Toko 1 Niantso an'i Mosesy ny TOMPO ka niteny taminy avy ao amin'ny Tranolay fihaonana
Toko 2 Raha misy te hanolotra fanatitra vokatry ny tany ho an'ny TOMPO, dia lafarinina tsara indrindra no aoka hatolony; ary handrarahany menaka sy hasiany vovoka zava-manitra eo amboniny.
Toko 3 Rehefa misy manolotra sorom-pihavanana ka ombilahy na ombivavy no atolony, dia izay tsy misy kilema no aoka hatolony eo anoloan'ny Toeramasin'ny TOMPO.
Toko 4 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 5 Raha misy olona mandre ny antso avo ataon'ny fampanoavana ho an'ireo vavolombelona ka ny tenany dia vavolombelona nahita na nahalala nefa tsy manambara, dia manota izy ary itambesaran'ny heloka.
Toko 6 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 7 Izao no lalana momba ny sorom-panonerana: Zava-masina dia masina izany,
Toko 8 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO nanao hoe:
Toko 9 Tamin'ny andro fahavalo, dia nampanalain'i Mosesy i Aharona sy ny zanany ary ny loholon'i Israely,
Toko 10 Tamin'izay kosa dia samy naka ny fanembohany avy ry i Nadaba sy i Abiho, zanakalahin'i Aharona, ka nanisy vain'afo teo anatiny sy nametraka vovo-javamanitra teo ambonin'ny vain'afo ary nanolotra izany teo anatrehan'ny TOMPO: zavatra tsy mifanaraka amin'izay nandidian'ny TOMPO azy izany.
Toko 11 Dia niteny tamin'i Mosesy sy i Aharona ny TOMPO
Toko 12 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 13 Dia niteny tamin'i Mosesy sy i Aharona ny TOMPO nanao hoe:
Toko 14 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO nanao hoe:
Toko 15 Dia niteny tamin'i Mosesy sy i Aharona ny TOMPO
Toko 16 Niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO, taorian'ny nahafatesan'izy roa lahy zanak'i Aharona, dia izy mirahalahy maty tamin'ny nanatonany hitondra ditin-kazo manitra tsy sahaza teo anatrehan'ny TOMPO.
Toko 17 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 18 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 19 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 20 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO nanao hoe:
Toko 21 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra ny mpisorona, zanakalahin'i Aharona hoe: Aoka ny mpisorona tsy handoto tena amin'ny fikasihana ny fatin'olona anisan'ny fianakaviany,
Toko 22 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO nanao hoe:
Toko 23 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 24 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 25 Teo an-tendrombohitra Sinay, dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO
Toko 26 Aza manao andriamani-tsiizy, aza manangana sarin-tsampy voasokitra na manao tsangambaton-tsampy, aza manorina vato voaravaka hiankohofana eo amin'ny taninareo; fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Toko 27 Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO