Tôbita

Toko 1 Izao no tantaran'i Tobita, zanakalahin'i Tobiela sy zafin'i Hananiela sy zafiafin'i Adoela ary zafin-dohalik'i Gabaela; samy avy amin'ny tarik'i Asiela izy ireo sady anisan'ny fokon'i Naftaly.
Toko 2 Tamin'ny nanjakan'i Asaradona no tafaverina tao an-tranoko tao Ninive aho ka nifankahita indray tamin'i Hana vadiko sy tamin'i Tobia zanako lahy. Tamin'ny fankalazanay ny Pentekosta, izany hoe ilay fankalazana masina ny Herinandro fito, dia nanaovana sakafo tsara aho. Nipetraka hihinana izany aho
Toko 3 Nalahelo mafy aho ka velon-tsento sy rotsa-dranomaso; avy eo dia mbola nisentosento hatrany aho no rafitra nivavaka hoe:
Toko 4 Androtr'io ihany i Tobita dia nahatsiaro ny vola napetrany tamin'i Gabaela, tao Ragao tananan'i Media.
Toko 5 Dia niteny i Tobia ka nanao tamin'i Tobita rainy hoe: -Hataoko avokoa, ry Dada, izay rehetra nanafatrafaranao ahy.
Toko 6 Niainga ity tovolahy; ary ilay anjely no niaraka taminy. Ny alika tao an-trano ihany koa dia niara-dalana tamin'izy ireo. Lasa tokoa ity tovolahy sy ilay anjely. Tamin'ny alina voalohany, dia nilasy teo amoron'ny ony Tigra izy.
Toko 7 Fony ireto mpandeha niditra tao Ekbatana, dia hoy i Tobia tamin'ilay anjely: -Ry Hazaria malalako, tariho hivantana any amin'i Ragoela mpiray firenena amintsika aho. Dia notarihin'ilay anjely ho any an-tranon'i Ragoela i Tobia. Hitan'ireto mpivahiny i Ragoela, nipetraka eo akaikin'ny varavaran'ny tokotaniny; ary lohalaharana ireo tamin'ny fiarahabana azy, kanovalian'i Ragoela hoe: -Mirary soa betsaka ho anareo aho, rahavako, ary miarahaba anareo tonga soa. Dia nampandroso an-trano ireto vahiny i Ragoela
Toko 8 Rehefa vita ny sakafo, dia samy te hatory avy; ary nentina ilay tovolahy ka nampidirina tao amin'io efitrano voaomana io.
Toko 9 Tamin'izay no nantsoin'i Tobia i Rafaela ka nitenenany hoe:
Toko 10 Isan'andro vaky kosa i Tobita dia manombantombana ny fotoana ilaina handehanana mankany Ragao sy hiverenana avy any. Rehefa tapitra izany fotoana izany, dia tsy mbola tafaverina ihany ny zanany lahy,
Toko 11 Rehefa nanakaiky an'i Kaserina , izay tanana nifanila tamin'i Ninive, ireto mpiara-dalana, dia hoy i Rafaela hoe:
Toko 12 Rehefa tapitra ny lanonam-panambadiana, dia nantsoin'i Tobita i Tobia zanany ka nitenenany hoe: -Anaka, imasoy ny handoa ny karaman'ilay mpiara-dia taminao ary ampio valisoa izany.
Toko 13 Ary hoy i Tobita hoe:
Toko 14 Toy izany no niafaran'ny tononkira fisaorana nataon'i Tobita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515