Galatianina
Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho tonga apostoly tsy tamin'ny tendrin'olombelona na tamin'ny alalan'ny olombelona, fa noho i Jesoa Kristy ary noho Andriamanitra Ray Izay nanangana azy ho velona avy any amin'ny maty.
Toko 2 Niakatra tany Jerosalema indray aho, 14 taona taty aoriana, ka nomban'i Barnaba sady nitondra an'i Tito niaraka tamiko.
Toko 3 Tsy misaina ianareo, ry Galatianina! Iza moa no nanodoka anareo? Kanefa dia i Jesoa Kristy voahombo tamin'ny hazofijaliana no naseho mazava teo imasonareo.
Toko 4 Izao anefa no teniko: raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny mpanompo izy na dia tompon'ny zavatra rehetra aza;
Toko 5 Hahazo ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika; koa mijoroa amin'izany, fa aza mety hogiazan'ny zioga maha mpanompo indray.
Toko 6 Ry havana, raha misy olona sendra latsaka amin'ny hadisoana, dia aoka ianareo izay manana ny Fanahy Masina hanarina azy amim-pahalemem-panahy; ary aoka hitandrin-tena koa ianao fandrao voataona amin'ny ratsy.