Jôhany
Toko 1 Tamin'ny voalohany, fony nahary an'izao tontolo izao Andriamanitra, dia efa nisy ilay Teny; ilay Teny dia nitodika tany amin'Andriamanitra hatrany, ary ilay Teny dia Andriamanitra.
Toko 2 Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tany Kana any Galilea; ary tao ny renin'i Jesoa.
Toko 3 Nisy lehilahy anankiray atao hoe Nikodema, anisan'ny antokom-pivavahana Farisianina ary manampahefana teo amin'ny Jiosy.
Toko 4 Tamin'izay dia ren'ny Farisianina fa maro kokoa noho ny an'i Johany ireo olona tongan'i Jesoa ho mpianatra sy nataony batisa; (kanefa tsy ny tenan'i Jesoa no nanao batisa fa ireo mpianany). Nony fantatry ny Tompo hoe ren'ny Farisianina izany,
Toko 5 Taorian'izany, dia nisy fankalazana nataon'ny Jiosy ka niakatra tany Jerosalema i Jesoa.
Toko 6 Taorian'izany, dia lasa i Jesoa nankeny ampitan'ny farihin'i Galilea (na hoe farihin'i Tiberiada).
Toko 7 Taorian'izany i Jesoa dia nitety an'i Galilea fa tsy te hitety an'i Jodea, satria notadiavin'ny manampahefana jiosy hovonoina.
Toko 8 Fa i Jesoa kosa lasa nankeny amin'ny tendrombohitra Analanoliva.
Toko 9 Raha nandalo ry i Jesoa, dia nahita lehilahy jamba hatry ny vao teraka.
Toko 10 Lazaiko marina dia marina aminareo fa izay tsy miditra amin'ny vavahady mankao amin'ny valan'ondry, fa mananika ny fefy, dia mpangalatra sy jiolahy;
Toko 11 Nisy lehilahy anankiray narary, dia i Lazara izay nonina tao Betania, tanana nisy an'i Maria sy i Marta rahavaviny.
Toko 12 Enina andro talohan'ny Paska, dia tonga tao Betania ry i Jesoa, tao amin'izay nitoeran'i Lazara, ilay natsangany ho velona avy any amin'ny maty.
Toko 13 Andro mialoha ny fankalazana ny Paska tamin'izay. Fantatr'i Jesoa fa tonga ny fotoanandro hialany amin'izao tontolo izao ho any amin'ny Ray. Efa notiavin'i Jesoa ireo Azy teo amin'izao tontolo izao ary dia notiaviny hatramin'ny farany.
Toko 14 Ary hoy i Jesoa tamin'ny mpianany: Aoka tsy hangorohoro ny fonareo: minoa an'Andriamanitra ianareo, ary mino Ahy koa.
Toko 15 Izaho no tena voaloboka; ary ny Raiko no mpamboly.
Toko 16 Ireo zavatra ireo no voalazako taminareo, dia mba tsy hahavery finoana anareo.
Toko 17 Avy nilaza izany i Jesoa, dia nanandratra ny masony any an-danitra ka nanao hoe: Ray o, tonga ny fotoanandro. Omeo voninahitra ny Zanakao mba hanomezan'ny Zanaka voninahitra Anao.
Toko 18 Rehefa voalazan'i Jesoa izany, dia lasa Izy mbamin'ny mpianany nandeha nankeny andafin'ny lohasahan-driaka atao hoe Kidrona; ary nisy saha anankiray teo, izay nidiran'Izy sy ny mpianany.
Toko 19 Tamin'izay dia nalain'i Pilato i Jesoa ka nasainy nokapohina.
Toko 20 Ny andro alahady, dia nandeha maraina be mbola maizimaizina i Maria Magdalena hankany amin'ny fasana, ka nahita ny vato efa voaesotra lavitry ny fasana.
Toko 21 Tamin'izany, dia niseho tamin'ny mpianany indray i Jesoa teo amoron'ny farihin'i Tiberiada, ary toy izao no nisehoany.