Fitomaniana

Toko 1 Indrisy! Mitoetra manirery izao ilay tanana feno olona fahiny! Tonga toy ny mpitondratena ilay nalaza tamin'ireo hafa firenena; manao ny asan'ny mpanompo izao ilay andriambavy nifehy faritany maro!
Toko 2 Indrisy! Tezitra ny Tompo ka nanaron-draho-mainty an'i Tsiona. Avy any an-danitra no nanjerany amin'ny tany izay natao ho voninahitr'i Israely. Tamin'ny androm-pahatezerany dia hadinony fa i Tsiona no fandiavan-tongony.
Toko 3 Lehilahy nahita fahoriana aho tamin'ny kapoky ny fahatezeran'ny Tompo.
Toko 4 Indrisy! Nihavasoka ny volamena; efa nihamatroka ilay metaly tsara; ireo vatosoa voatokana ho an'ny Tompo dia niparitaka teny an-dalambe rehetra teny.
Toko 5 TOMPO o, tsarovy izay nanjo anay, diniho sy jereo ny fandatsana anay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0617