Daniela
Toko 1 Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Joiakima mpanjakan'i Joda dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnetsara mpanjakan'i Babilona ka nanao fahirano azy.
Toko 2 Ary tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Nebokadnetsara, dia nanonofy izy. Nampitebiteby azy izany, hany ka tsy nahitany tory.
Toko 3 Ary Nebokadnetsara mpanjaka nampanao sarivongan'olona volamena; telopolo metatra ny haavony ary telo metatra ny sakany. Ka nasainy natsangana teo amin'ny tany lemaka Dora, tao amin'ny faritanin'i Babilona,izany.
Toko 4 Izaho Nebokadnetsara dia niadam-pinaritra tato an-dapako.
Toko 5 Nanao fanasam-be ho an'ny olo-manan-kajany miisa arivo i Belsatsara mpanjaka, ka nisotro divay teo anatrehany.
Toko 6 Ary i Dariosa, ilay Medianina, no nandray ny fanjakana teo amin'ny faha-62 taonany.
Toko 7 Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Belsatsara tao Babilona dia nanonofy i Daniela ary nahazo fahitana teo am-pandriany. Nosoratany ny nofy ary notantarainy araka izao manaraka izao:
Toko 8 Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Belsatsara mpanjaka, izaho Daniela dia nahazo fahitana indray taorian'ilay hitako teo aloha.
Toko 9 Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosa zanakalahin'i Kserksesa, avy amin'ny taranaky ny Medianina, izany hoe tamin'ny taona voalohany nanjakany tamin'ny fanjakana babilonianina,
Toko 10 Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Kirosa mpanjakan'i Persia, dia nisy hafatra nambara tamin'i Daniela izay nantsoina koa hoe Beltesatsara. Izany hafatra izany dia azo antoka sady nilaza fa hisy fisedrana goavana. Nodinihin'i Daniela izany hafatra izany; ary tamin'ny alalan'ny fahitana no nahafantarany ny heviny.
Toko 11 Fa izaho tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosa, ilay Medianina, dia nitsangana teo anilan'i Mikaela ka nampahery sy nanohana azy.
Toko 12 Hoy koa ilay anjely tamiko: Amin'izany fotoana izany dia hitsangana i Mikaela, ilay filoha lehibe, izay mijoro homba ny firenenao; ary hisy fotoana mampahory tsy mbola nisy toy izany hatrizay nisiam-pirenena ka hatramin'io fotoana io. Ary amin'izany fotoana izany dia ho voavonjy ny olona rehetra anisan'ny firenenao, ka hita voasoratra ao amin'ny boky.