1 Tesalônisianina

Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity. Mamangy anareo isan'ny Fiangonana aty Tesalonika, izay tafaray amin'Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Tompo, aho. Mamangy anareo koa i Silasy sy i Timoty. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana!
Toko 2 Ianareo, ry havana, dia mahalala fa tsy very maina velively ny nidiranay taty aminareo.
Toko 3 Koa satria tsy aritray intsony, dia naleonay nilaozana irery tany Atena;
Toko 4 Farany, ry havana, efa nianaranareo taminay ny fitondrantena ankasitrahin'Andriamanitra, ary efa manaraka izany rahateo ianareo. Kanefa dia izao no iangavianay sy ampirisihinay anareo amin'ny anaran'i Jesoa Tompo: manaova tsaratsara kokoa hatrany!
Toko 5 Momba ny andro sy ny fotoana hitrangan'izany, ry havana, dia tsy ilaina ny hanoratako aminareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0397