Efesianina

Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho apostolin'i Kristy Jesoa noho ny sitrapon'Andriamanitra. Mamangy anareo aty Efeso aho, dia ianareo vahoakan'Andriamanitra sady mpino tafaray amin'i Kristy Jesoa.
Toko 2 Fahiny ianareo dia maty ara-panahy noho ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.
Toko 3 Noho izany izaho Paoly, izay migadra noho ny amin'i Kristy Jesoa hanasoavana anareo hafa firenena, dia mangataka amin'Andriamanitra ho anareo.
Toko 4 Koa mangataka aminareo aho, dia izaho izay migadra noho ny amin'ny Tompo: manana fitondrantena mendrika ny fiantsoan'Andriamanitra anareo.
Toko 5 Koa manafaha an'Andriamanitra ianareo, satria zanaka lalainy.
Toko 6 Ianareo zanaka, mpanaraka ny Tompo ianareo ka maneke ny ray aman-dreninareo, fa rariny izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0403