Daniela Grika

Toko 3 Ary izy telo lahy, i Hanania sy i Hazaria ary i Misaela , dia nandehandeha tao anaty lelafo nanao hira fiderana sy fisaorana ny TOMPO Andriamanitra.
Toko 13 Nisy lehilahy iray nonina tany Babilona; Joakima no anarany.
Toko 14 Rehefa voaangona tany amin'ny razany i Astoaga mpanjaka, dia i Kirosa avy any Persia no nandimby azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0355