2 Timôty
Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho apostolin'i Kristy Jesoa noho ny sitrapon'Andriamanitra mba hitory ny fiainana nampanantenaina izay ananantsika tafaray amin'i Kristy Jesoa.
Toko 2 Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin'ny alalan'ny fahasoavana ananantsika tafaray amin'i Kristy Jesoa.
Toko 3 Aoka ho fantatrao fa any am-parany any dia hisy fotoana sarotra;
Toko 4 Izao no anafatrafarako anao mafy eo anatrehan'Andriamanitra sy eo anatrehan'i Kristy Jesoa, Ilay hitsara ny velona sy ny maty, ary koa noho ny andro hisehoan'i Kristy sy hahatongavan'ny Fanjakany: