Tito

Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho mpanompon'Andriamanitra sy apostolin'i Jesoa Kristy. Nirahina aho hampandroso ny finoan'ireo olom-boafidin'Andriamanitra ary hampahalala azy ny fampianarana marim-pototra mifanaraka amin'ny fivavahantsika,
Toko 2 Fa ianao kosa, dia izay mifanaraka amin'ny fampianarana tsy misy tomika no lazao.
Toko 3 Ampahatsiarovy ny mpino mba hanaiky ny mpitondra sy ny manampahefana, hanoa azy ka ho vonona hanatontosa izay rehetra mety ho asa soa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0366