Jakôba
Toko 1 Avy amiko Jakoba ity taratasy ity, dia izaho mpanompon'Andriamanitra sady mpanompon'i Jesoa Kristy Tompo. Miarahaba anareo vahoakan'Andriamanitra rehetra miely patrana eran-tany aho.
Toko 2 Ry havako, noho ianareo mino ny Tompontsika, izany hoe i Jesoa Kristy be voninahitra, dia aoka ianareo mba tsy hijery tavan'olona.
Toko 3 Ry havako, aza dia maro loatra no te ho mpampianatra, satria fantatrareo fa hotsaraina mafy kokoa izahay mpampianatra.
Toko 4 Avy aiza moa ireo ady sy fifandirana eo aminareo? Ny fototr'ireny dia ny filandratsinareo, filandratsy izay miady ao amin'ny tenanareo.
Toko 5 Mihaino ahy izao ianareo mpanankarena! Mitomania sy mitolokoa noho ny loza midona aminareo.