Habakòka
Toko 1 Izao no hafatra nampitondrain'Andriamanitra an'i Habakoka mpaminany.
Toko 2 Hipetraka maharitra eo amin'ny fiambenako aho ary hiandry toy ny mpitily eo amin'ny manda mba hahitako izay holazain'Andriamanitra amiko sy hahafantarako izay havaliny ny fitarainako.
Toko 3 Izao no vavaka miendrika fitarainana nataon'i Habakoka mpaminany.