2 Petera

Toko 1 Avy amiko Simona Petera ity taratasy ity, dia izaho mpanompon'i Jesoa Kristy sady apostoliny. Mamangy anareo aho, dia ianareo izay nahazo finoana sarobidy tahaka ny anay, noho i Jesoa Kristy, Andriamanitsika sy Mpamonjy antsika, efa niantra antsika.
Toko 2 Nisy mpaminany sandoka teo amin'ny vahoaka Israely; toy izany koa no hisian'ny mpampianatra sandoka eo aminareo: hampiditra an-tsokosoko fampianaran-diso mahavery izy ireo sady handa ny Tompo Izay nanavotra azy, ka hitarika fahaverezana tampoka ho an'ny tenany.
Toko 3 Ry hava-malala, ity izao no taratasy faharoa soratako ho anareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0422