1 Petera

Toko 1 Avy amiko Petera ity taratasy ity, dia izaho apostolin'i Jesoa Kristy. Mamangy anareo olom-boafidin'Andriamanitra aho, dia ianareo mpivahiny miely patrana any amin'ny faritany Ponto, Galatia, Kapadosia, Azia sy Bitinia.
Toko 2 Koa esory ny haratsiam-panahy rehetra sy ny fitaka rehetra mbamin'ny fihatsarambelatsihy sy ny fialonana ary ny fanosoram-potaka isan-karazany.
Toko 3 Toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo; ka raha tahiny misy tsy mety mino ny tenin'Andriamanitra, dia mba ho voataonan'ny fitondrantenan'ny vavy izy; na tsy misy teny lazainareo aza, dia ho voataona izy
Toko 4 Noho i Kristy efa nijaly tao amin'ny nofo, dia raiso ho fiadianareo koa ny toe-tsaina nananany; satria izay olona nijaly tao amin'ny nofo dia nampitsaharina tamin'ny ota,
Toko 5 Mananatra ny loholom-piangonana eo aminareo aho, dia izaho loholona tahaka azy ireo sy vavolombelon'ny fijalian'i Kristy ary koa mpiombona amin'ny voninahitra efa haseho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0367