Salamo
Toko faha-89 (88)
51 TOMPO o, diniho ny latsa manjo ahy mpanomponao izay itambesaran'ny fanalam-barakan'ireo vahoaka,52 satria latsain'ny fahavalonao, TOMPO o, ilay mpanjaka voahosotrao; eny, latsain'ny fahavalonao izy na aiza na aiza andehanany.
53 Hisaorana mandrakizay anie ny TOMPO! Amen! Amen!