Nomerỳ

Toko faha-31

52 Ny lanjan'ny volamena rehetra natolotr'ireo manamboninahitra ireo ho an'ny TOMPO dia nahatratra 170 kilao eo ho eo.

53 Fa ny miaramila tsotra kosa dia samy nitahiry ho an'ny tenany izay zavatra nobaboiny manokana.

54 Dia napetrak'i Mosesy sy i Elehazara mpisorona tao amin'ny Tranolay fihaonana ny volamena rehetra nomen'ny manamboninahitra miaramila, mba hahatsiarovan'ny TOMPO ireo Israelita.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0928