Marka

Toko faha-10

51 Dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: Mpampianatra o, ny hampahiratra ahy!

52 Ka hoy i Jesoa: Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao! Dia nahiratra niaraka tamin'izay ilay jamba, ka lasa nanaraka an'i Jesoa teny an-dalana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0637