Lioka

Toko faha-11

51 nanomboka tamin'i Abela ka niafara tamin'i Zakaria ilay novonoina teo anelanelan'ny alitara fisoronana sy ny Toeramasina. Eny, hoy Aho aminareo, hanadinan'Andriamanitra ny olona ankehitriny avokoa izany.

52 Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalana! Fa nalainareo ny fanalahidin'ny fahalalana: ianareo moa tsy miditra ary izay te hiditra sakananareo.

53 Nony niala teo i Jesoa, dia tezitra mafy ireo mpahay lalana sy Farisianina; ary nanontaniany tamin'ny zavatra maro i Jesoa

54 sady nofandrimpandrihany mba hitadiavany vava latsaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0642