Kôlôsianina
Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho apostolin'i Kristy Jesoa noho ny sitrapon'Andriamanitra. Mamangy anareo aty Kolosy aho, dia ianareo vahoakan'Andriamanitra sady havana mpino tafaray amin'i Kristy. Mamangy anareo koa i Timoty havantsika.
Toko 2 Eny, tiako ho fantatrareo fa miezaka mafy tokoa aho hanasoavana anareo sy izay any Laodisia mbamin'izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako velively.
Toko 3 Natsangana ho velona niaraka tamin'i Kristy ianareo. Noho izany, katsaho ny zavatra any ambony, any amin'izay itoeran'i Kristy eo ankavanan'Andriamanitra.
Toko 4 Ianareo tompo, ento araka ny rariny sy ny hitsiny ny mpanomponareo; satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.