Jôhany
Toko faha-7
51 Moa ny lalanantsika ve manameloka olona raha tsy efa re aloha izy sady fantatra izay nataony?52 Dia novalian'ireo hoe: Ianao koa angaha mba avy any Galilea? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany mipoitra avy any Galilea!
53 Dia samy lasa nody any an-tranony avy ry zareo.