Jôhany
Toko faha-4
52 Ary nanontaniany azy ireo ny ora nahasitranany ka hoy ireo taminy: Omaly tamin'ny iray tolakandro no nialan'ny tazo taminy.53 Koa fantatry ny rain-drazazalahy fa tamin'izany ora izany indrindra no nanaovan'i Jesoa taminy hoe: Velona soa aman-tsara ny zanakao; dia nino izy mbamin'ny ankohonany rehetra.
54 Izany no famantarana faharoa nataon'i Jesoa, dia fony Izy tonga tao Galilea avy tany Jodea.