Filemôna

Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho voafonja noho ny amin'i Kristy Jesoa. Mamangy anao aho, ry Filemona, ary mamangy anao i Timoty havantsika, dia ianao izay malalanay sy mpiara-miasa aminay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.035