Deoterônômy
Toko faha-32
51 Ianao sy i Aharona manko dia diso tamiko teo anatrehan'ny Israelita, teo amin'ny ranon'i Meriba any Kadesy, tao an-taniefitra Tsina; tamin'izay no tsy nanehoanareo ny fahamasinako teo anatrehan'ny Israelita.52 Eny, avy lavitra no hitazananao ny tany izay omeko ny Israelita, kanefa tsy hiditra ao ianao.