2 Tesalônisianina
Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity. Mamangy anareo isan'ny Fiangonana aty Tesalonika, izay tafaray amin'Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo, aho. Mamangy anareo koa i Silasy sy i Timoty.
Toko 2 Ny amin'ny andro hiavian'i Jesoa Kristy Tompontsika sy hanangonana antsika ho eo aminy, ry havana, dia izao no angatahinay aminareo:
Toko 3 Farany, ry havana, mivavaha ho anay mba hiely faingana ny tenin'ny Tompo, ka hankatoavina araka ny voninahitra tandrify azy, toy ny teo aminareo.