1 Timôty
            Toko 1 Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho apostolin'i Kristy Jesoa noho ny baikon'Andriamanitra Mpamonjy antsika sy i Kristy Jesoa fanantenantsika. 
        
            
            Toko 2 Hafatrafarako voalohany indrindra ary ny hanaovana fangatahana sy fivavahana ary fitalahoana sy fisaorana amin'Andriamanitra ho an'ny olona rehetra; 
        
            
            Toko 3 Azo antoka izao teny izao: raha misy olona maniry ny asan'ny mpitondra Fiangonana, dia maniry asa tsara izy. 
        
            
            Toko 4 Lazain'ny Fanahy Masina mazava tsara fa any am-parany any dia hisy olona sasany handao ny finoana; ny hahababo azy dia fanahy mamitaka sy fampianaran-demony 
        
            
            Toko 5 Aza levilevena ny lehilahy efa zokiolona fa anaro toy ny rainao izy; ny zatovolahy, ento toy ny rahalahy; 
        
            
            Toko 6 Aoka ny mpanompo rehetra fehezin'olona hanao ny tompony ho mendri-kaja tanteraka, mba tsy hanevatevana ny anaran'Andriamanitra sy ny fampianarantsika. 
        
    