Matio
Toko faha-5
3 Sambatra izay miaiky ao am-po ho mahantra, fa azy ny Fanjakan'ny lanitra!4 Sambatra izay mitomany, fa izy no hampiononin'Andriamanitra!
5 Sambatra izay malemy fanahy, fa izy no handova ny tany nampanantenain'Andriamanitra!
6 Sambatra izay maniry mafy hanao ny marina nosoritan'Andriamanitra, fa izy no homen'Andriamanitra fahafaham-po!