2 Jôhany
Toko 5 Avy amiko loholona ity taratasy ity. Mamangy anao aho, ry Andriambavy voafidin'Andriamanitra, ary mamangy an'ireo zanakao izay tiako marina tokoa; ary tsy izaho ihany no manam-pitiavana anareo fa izay rehetra mahalala ny hafatra marim-pototra koa,